A Trip to the Zoo: English-Malagasy Bilingual Edition
Una excursión al zoo es un viaje sencillo y directo en el que hay muy poco de lo que preocuparse. Pero para tres amigos con necesidades especiales, el viaje puede ser desalentador, lleno de preocupaciones y ansiedades.
Sigue a Ben, Adam y Jasmine mientras visitan juntos el zoo y descubre los retos a los que se enfrentan por el camino. Ny dia any amin'ny toerana fijerena biby dia tsotra sy mahitsy ary tsy be zavatra mampanahy.
Fa raha hoan'ireto mpinamana telo miavaka sy manana zavatra ilaina manokana ireto kosa, dia mety ho mampitahotra ilay dia: feno fanahiana sy tebiteby. Araho ary i Benja, Adama sy i Jasmina raha niaraka nitsidika ny toerana fijerana biby izy ireo dia ho hitanao ireo zavatra mafy nolalovany nandritra ny diany.
© Book1 Group - todos los derechos reservados.
El contenido de este sitio no se puede copiar o usar, ni en parte ni en su totalidad, sin el permiso escrito del propietario.
Última modificación: 2024.11.14 07:32 (GMT)